Jamba manao diamanga, ka ny rivotra no maty daka
Sokajy: ady
Rakotoaly 18/12/2014 06:08

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

Rakotoaly ( 18/12/2014 06:10)
Mazava ho azy fa araka ny maha jamba an'ilay mpanao diamanga, dia tsy mahita izy, fa saika lasa mamely rivotra fotsiny. Ny tiana ampitaina dia ny hoe tsy tsara ny manao zavatra rehefa tsy hita soritra mialoha ny mety sy ny tsy mety hahavitana azy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0708