Mihinana am-bolony toy ny Malagasy voatamby, handeha hifidy.
Rakotoaly 22/12/2014 05:04

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

Rakotoaly ( 22/12/2014 05:05)
Ohabolana entina hanondroana an'ireo maro an'isa mifidy tsy am-piheverena, satria saika votamby amin-javatra tsy mitondra mankaiza loatra, rehefa vanim-potoanan'ny fifidianana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0694