Aza atao toy ny fihavanam-bato , fa raha tapaka tsy azo hatoy

Nampidirin'i : hasinasamael2016

Hevitra mandeha

Lemonja (05/01/2017 15:19:25)

Fanitsiana kely. Somary tsy ampy ilay ohabolana. Ny tapany faharoa dia izao: "fa ataovy fihavanam-by, na tapaka aza mbola azo hatohy." Toa izao izany izy feno: "Aza manao fiahavanam-bato ka raha tapaka tsy azo atohy fa ataovy fiahavanam-by, na tapaka aza mbola azo atohy."

Hametraka hevitra

Midira aloha