Fadio ny manao fatin-dalitra, ka maty mitety ny ratsy; fa manaova fatin-tantely, ka maty mamela mamy ho an'ny rehetra.

Nampidirin'i : randriajj
Sokajy :
biby, Sokajy rehetra,

Hametraka hevitra

Midira aloha