Ny tany no tsy asian-dratsy, ny iverenana

Hevitra mandeha

herrand_miri (26/08/2017 19:22:47)

Tsara ilay hevtra amin'ilay tranonkala, misy ohabolana miverimberina be loatra nefa ampidirin'ny olona ka tokony ho ferana hoe raha miverina intelo de lavina fa asaina mampiditra hafa izy, ampio fampidirana ohapitenenana koa mba ho fenofeno koa, sarahana ohatran'ny ohambola eto ihany, misaotra e

Hametraka hevitra

Midira aloha