Aza milaza ho tsy kitay,tsy vary maina;fa tsy fantatrao izay havoakan'ny ampitso.

Nampidirin'i : Ny_Arlinah

Hevitra mandeha

Ny_Arlinah (18/04/2018 08:36:17)

Tsy ny fananao fiara no ahafahana milaza fa sady manana kitay ianao no manana vary maina..

Hametraka hevitra

Midira aloha