Aza tahaka ny sage femme ka tapi-pahaizana vao mangaron-davaka

Nampidirin'i : naritsimba

Hevitra mandeha

Mija (07/10/2005 19:07:16)

Miarahaba antsika rehetra e!
Araka ny hevitro alou de ngamba kosa tsy oe ohabolana io fa ilay saintsika no efa lasa mihitatra loatra de manao fampitahana zavatra roa samihafa e!sa ...
De ho sanatria kosa ve de ho adala ny sage femme zany , ary raha zany de tsy hisy hianatra ny momba zany intsony ny olona kou !!!de za ndray avy eo ny hampivelona ka !!!

Hametraka hevitra

Midira aloha