Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -10 - 9 amin'ny 9| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 9 | 01/07/06 | fatrapitady ny tsy hita ka manary ny hita maso | tia |
| 8 | 01/07/06 | Fatra-pitady ny tany tsy misy fasana, ka sendra izay homana olona | tia |
| 7 | 31/01/07 | Adaladala fiandry trano, ka homam-barin-jaza | latina |
| 6 | 31/01/07 | tafasirin'adala, ka ny lasa ihany no averimberina | latina |
| 5 | 31/01/07 | Raha adala loholona, dia adala vahoaka | latina |
| 4 | 31/01/07 | aza atao taria azon'adala | latina |
| 3 | 14/03/07 | Izy main'ny afo natsangany. | niryna |
| 2 | 10/12/07 | Fatra mpitady ny tsy hita ka manary ny hita maso. | niryna |
| 1 | 25/02/08 | Ny ondry voatsipy taolana, ny amboa voatsipy vilona, tao ihany fa nifanolana | niryna |