Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -12 - 7 amin'ny 7| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 7 | 18/09/05 | Akoholahy miady am-pasika ka samy miaro ny masony tsy ho ditsoka | McFy |
| 6 | 22/09/05 | Aza tomany homana toy ny akoho kely | McFy |
| 5 | 25/09/05 | Tsapatsapa vodin'akoho : raha tsy tay dia atody | JMR |
| 4 | 27/09/05 | Aza manao akoho vavy maneno | McFy |
| 3 | 25/04/06 | Sodokan'ny akanga tsara soratra ka manary ny akoho taman-trano. | soanja |
| 2 | 25/04/06 | Volom-bodin'akoholahy malaza: tsara ihany fa any ivohon'ny namany. | soanja |
| 1 | 26/10/06 | Aza miady vitana amin'akoho fa raha hiantsena aza izy lolohavina | FRanaivo |