Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -12 - 7 amin'ny 7| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 7 | 20/09/05 | mitompo teny fatratra toy ny antsikely be zarana | jentilisa |
| 6 | 22/09/05 | Nahoana no mpanefy ka dombo antsy? | jentilisa |
| 5 | 01/08/08 | Aza matoky tena tahaka ny antsy kely be zarana. | aivetinakely |
| 4 | 31/01/09 | Aza matoky tena tahaka ny antsy kely be zarana | aivetinakely |
| 3 | 04/10/10 | Akana may tsy hay fandrambazana. (Ohabolana BETSIMISARAKA) | soanja |
| 2 | 04/10/10 | Mpanombidy nahita aomby revo: maladia kiso. (Ohabolana BETSIMISARAKA) | soanja |
| 1 | 08/10/10 | Tsy sitrapon'ny antsy ny hikapa ny taola-mahery, fa asesiky ny tana-mandrasa. | soanja |