Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -16 - 3 amin'ny 3| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 3 | 07/12/07 | Trano bongo misy ronono ka sarotra ny atao hoe malahelo. | sylvoalias |
| 2 | 30/01/08 | Trano atsimo sy avaratra ka izay tsy mahalen-kialofana. | sylvoalias |
| 1 | 30/01/08 | Donak'afon'Analakely ka tonga dia any any ambovonany. | sylvoalias |