Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -8 - 11 amin'ny 11| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 11 | 19/09/05 | voa roa tahaka ny tain'omby natsentsina an-dava-bary | jentilisa |
| 10 | 22/09/05 | toy ny rivotra ankadilanana, ny avy avy moa ny tsy avy misesika | jentilisa |
| 9 | 28/09/05 | Ny fahoriana mahazaka maniraka | JMR |
| 8 | 20/09/07 | Akohokely latsaka an-kady, hiantso kely feo; hanidina tapak'elatra; hitoetra ihany manina ny reniny. | niryna |
| 7 | 27/10/07 | Manjenjem-poana toa ny alala azon'ody. | niryna |
| 6 | 28/01/08 | Rafotsibe maty ondry ka misento homana ny atiny | niryna |
| 5 | 13/06/08 | Ny tompon'alahelo leo ihany fa ny mpamendrofendro no betsaka | niryna |
| 4 | 05/01/09 | Vorona tokona amoron-drano ka miherikerika irery | niryna |
| 3 | 21/04/09 | Ny mpamendrofendro no betsaka fa ny tompony mahazaka ihany | niryna |
| 2 | 09/09/10 | Akohokely lasam-papango ka misidina ambony vao tra-pahoriana. | soanja |
| 1 | 01/01/70 |