Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -15 - 4 amin'ny 4| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 4 | 14/09/05 | Trano bongo misy ronono ka sarotra atao (hoe) malahelo. | jentilisa |
| 3 | 25/07/09 | Fiadanana tsy natolotra fa nokarohina, very hasina raha tsy nanajàna havana. | aivetinakely |
| 2 | 15/10/07 | Maty voky toy ny vadina miaramila | niryna |
| 1 | 19/04/09 | Miadan-dratsy hoatra ny boka may trano. | aivetinakely |