Lisitry ny ohabolana

Search ohabolana
Mampiseho ny 2 - 21 amin'ny 221
# Daty Ohabolana Nampiditra
21 01/01/70
20 01/01/70
19 01/01/70
18 01/01/70
17 01/01/70
16 01/01/70
15 01/01/70
14 01/01/70
13 03/04/11 Ny Fanahy no mahaolona VOARITINA
12 01/01/70
11 24/04/11 Ny fampiarana ny fahefana dia toy ny vola any amin'ny banky,araka nny ampiasainao azy no hanamaivana izany niryna
10 03/08/11 Ombin-tsarety mitondra henomby,ka lasa vinany ny fiainan-koavy! Voaforona t@ 2009 zokieva
9 03/08/11 Ombin-tsarety mitondra henomby,ka lasa vinany ny fiainan-koavy! Voaforona t@ 2009 zokieva
8 04/08/11 Raha tiana ho tody ny lakana itàna,ny tevin-damosiny aloha no zahàna; raha tiana hateza ny lamba tinafy,tsongoy ny tenony fandrao tsy mafy; raha tiana hateza ny fanambadiana,ny alarofatra no anontaniana! zokieva
7 02/09/11 Raha olona iray no tsy tia, hitoto koba aho hatavy; Raha olona maro no tsy tia, hisotro tangena aho ho faty ravomahandry
6 25/09/11 aza manao masoandro avy atsinana ka ny avo ihany no taingenana; fa manaova masoandro avy andrefana ka izay mivoha tsidihana avokoa. itaramasoandro
5 25/09/11 ny saina toy ny havitra: koa raha tsotra loatra, tsy mitondra; ary raha melo-doatra, mipaoka izay tsy hopaohina. itaramasoandro
4 14/11/11 te ho deraina otran'ny olitra kely ka ,any anaty tay avy no manao akisitrika kouily
3 09/01/12 na haiko aza ny fanafodim-balavo, de zaho tsy hamehe hena an-tsiky DEDAKE
2 25/02/12 Fiaboa ty raha soa, fañabokà ty raha raty Momake
First  < 9 10 11 12 >