Lisitry ny ohabolana

Search ohabolana
Mampiseho ny 122 - 141 amin'ny 221
# Daty Ohabolana Nampiditra
141 27/10/07 Ny vava tsy anambina ahitan-doza niryna
140 27/10/07 Ny rano raraka tsy azo raofina niryna
139 27/10/07 Antitra mampiady kary ka ny antitra antitra ihany niryna
138 01/11/07 Izay mikambana vato fa izay misaraka fasika niryna
137 01/11/07 Aza ny fonon'ny boky no jerena fa ny votoatiny hitsarana azy niryna
136 04/11/07 Raha mitambatra isika dia vato, fa raha misaraka kosa dia fasika niryna
135 04/11/07 Ny sakay no mahery an-tanin'olona niryna
134 07/11/07 Ho faly ny vahoaka, raha mihamaro ny marina niryna
133 07/11/07 Kodiaran-tsarety ny fiainana ka ny ambany mbola ho lasa ambony, ary ny ambony mbola ho lasa ambany niryna
132 10/12/07 Mitsaha-dava hoatran'ny amalo-maty. niryna
131 22/07/09 Ny teny rehetra izay avoakan'ny vavanao no andraikitra lehibe ao aminao niryna
130 07/08/08 May ny tanana raha mandalo Ramaka niryna
129 01/01/70
128 25/08/09 Aza manao voalavo sasatry ny miaina ka saka matory no alam-bolom-bava niryna
127 25/08/09 Tsy misy afaka itehaka amin'ny tanana iray niryna
126 20/10/09 Be geste hoatry ny saka, ny malotony totofana fa ny fitombenana tsy firana ! Jaks
125 20/10/09 Be geste hoatry ny saka, ny malotony totofana fa ny fitombenana tsy firana ! Jaks
124 12/03/10 Vod mangettr ka ny mihaino ny feony mampme fa mihaino ny fofony mahatezitra !!! Kdaombaramita
123 28/05/10 Manao toy ny Bezanozano,ka ny vavy indray no feno lovia niryna
122 28/08/10 "Samy zanaka mpanefy ka tsy hifampidera taim-by" mpoon
First  < 3 4 5 6 7 >  Last