• Serasera
  • Namana
  • Tononkira
  • Tononkalo
  • Radiovazogasy
  • Antsary
  • Bizna

Fanoroam-pejy

  • Fandraisana
  • Handray email
  • Amin'ny takelakao
  • Fanoroana
  • Soso-kevitra
  • Fanazavana kely
  • Fidirana

Ohabolana

  • Hampiditra ohabolana
  • Lisitry ny ohabolana
  • Lisitry ny sokajy

Lisitry ny ohabolana

Search ohabolana
Mampiseho ny -1 - 18 amin'ny 18
# Ohabolana Nampiditra
18 Ramalina aza mifehy hazo tokana. lanto
17 Fy ny toho, fy ny amalona, fa ny lelako tsy ataoko jono. lanto
16 Mahery tsy maody tsy ela velona. lanto
15 Soro-baton'ilay jamba, ka voa vao mihilana. lanto
14 Soa kenda hahay mitsako; soa lavo hahay mamindra. lanto
13 Ty lia antoandro mijabalea, ty lia hale mitakiokioke (Ohatse Tandroy) maeva74
12 Tolona am-batolampy ny fiainana ka izay manao tantsirambina no vaky loha. ranjalia
11 Vorom-be toboky ambony hazo, mandigny raha ho hany vo mitalaky gn'olo hitoraka anazy SENATERA
10 Hafa gny ilavoany gny jà, izy gny maty midà SENATERA
9 Papango nahazo sokaky, tsy nahazo fa azon-draha SENATERA
8 Mahalava moko gn'akanga, gny fitôvany SENATERA
7 Bevohoka tia tsakotsako ka ny andro iray no tsy tanty aivetinakely
6 Vitam-boka ka tsy azo ianteherana. Razatovo
5 Vod mangettr ka ny mihaino ny feony mampme fa mihaino ny fofony mahatezitra !!! Kdaombaramita
4 "Akora koa ny teny, azo amidy, azo vidiana, azo ifanazavana" . kabary12
3 " Fitaka, be vava manimba fiaraha-monina, tsy ekena manala hadisoana ". kabary12
2 " Fifanajana tahaka ny fanafody, misy manasitrana, tsy misy vavahadin' aretina ". kabary12
1 Tsingaradona an-tanimena ka tsy matavy fa sesiky ny tsinainy. soanja
Concept and Design © Serasera.org: Eugene Hery  RSS
Tel +39 338 744 2412 (Italie)
Page rendered in 0.0650 seconds