Serasera
Namana
Tononkira
Tononkalo
Radiovazogasy
Antsary
Bizna
Fanoroam-pejy
Fandraisana
Amin'ny takelakao
Fanoroana
Soso-kevitra
Fanazavana kely
Fidirana
Ohabolana
Hampiditra ohabolana
Lisitry ny ohabolana
Lisitry ny sokajy
Lisitry ny ohabolana
Search ohabolana
Mampiseho ny 199 - 218 amin'ny 218
#
Ohabolana
Nampiditra
218
Ataovy fitia landihazo: ka ny madilana tentenana, ary ny mà ito tohizana .
hery
217
Mahita ny akanga tsara soratra ka hanary ny akoho taman-trano?
jentilisa
216
aza manao fihavanam-bato ka tapaka tsy azo atohy intsony.
jentilisa
215
Sahirana amin'ny zavatra tsy an-tena toy ny akoho nitarika zana-gana!
jajaf401
214
indray mandeha ve no manta vary dia handevin-tsotrobe
jentilisa
213
Hazo sy vorona, izay manina no manatona
jentilisa
212
Ny teny malemy maha mora harena
McFy
211
Maty manao soa izy, mandefitra vao vaky loha
McFy
210
mpitadi-bato tsy mihoraka very ny androatokon'aina. ary mifankatia tsy miresaka very ny androatokom-pitiavana
jentilisa
209
Mifankatia tsy mifamarafara ka ady no iafarany
jentilisa
208
mpisakaiza toa mpiombon-dray, mpifankatia toa mpiombon-dreny
jentilisa
207
Zavarin'ny fitia manantombo ka intelo miarahaba ihany
jentilisa
206
Ataovy fitian-dranon'erika: madini-pihavy fa mahatondra-drano
jentilisa
205
mifankatia amin'amalona; nony sendra tia nabolilany
jentilisa
204
tsy tia maro toa mpamosavy
jentilisa
203
tsy tia tsy tia nefa tsy manidy trano
jentilisa
202
Aza atao filan-draha tsy mahita na fiatontana raha resy ny havanao.
jentilisa
201
raha mahay manan-droa fa raha tsy mahay votso-droa
jentilisa
200
Fitia lamban'akoho , aina no fetra
LouAnne
199
Aza manao fitia mifono avona
hery
1
2
3
>
Last
Concept and Design © Serasera.org:
Eugene Hery
RSS
Tel +39 338 744 2412 (Italie)
Page rendered in 0.3924 seconds