Lisitry ny ohabolana

Search ohabolana
Mampiseho ny 121 - 140 amin'ny 320
# Daty Ohabolana Nampiditra
140 07/08/08 Aza atao fitia varavarana, tiana ihany fa atositosika niryna
139 25/10/08 Fitiavan-karena ka ny voninahitra ihany no milanja azy. aivetinakely
138 25/10/08 Fitia anterisetra ka miandry ny andro hanoherany. aivetinakely
137 28/10/08 Ny tia tsy manadino, ny tiavina kosa be arirarira. aivetinakely
136 28/10/08 Fitia voasedra, ka sahy mandika afo mijoalajoala. aivetinakely
135 14/11/08 Ataovy toy ny fitia garanadrelina miketrona vao tena mamy taj
134 27/01/09 Ny fitiavana tahaka ny voanjobory mamelana, totofana vao maika mirohotra aivetinakely
133 31/01/09 Ny fitia tsy mba hetra, ka terèna vao havoaka aivetinakely
132 17/02/09 Mifampitady toy ny fo tsy mifankafoy aivetinakely
131 24/02/09 Ataovy fitia jerijery, ka hadino eny ampandehanana ihany. aivetinakely
130 27/02/09 Hambompo manan-toerana fa ny zaza tsy azo ariana. aivetinakely
129 02/03/09 Tojo ny fitia ranon-trambo ka be fiavy fa mora ritra. aivetinakely
128 03/03/09 Tia manandrana ka nahita ny loza tsy takatry ny saina. aivetinakely
127 22/03/09 Sitran-tsy miody tahaka ny tonga olon-tiana. aivetinakely
126 06/04/09 Tsy maty hamamiana toy ny fary lava vangy ny fitiavana niryna
125 06/04/09 Raha maty aho mateza rahavako niryna
124 19/04/09 Antsapaka ny fitiavana, ka samy mandray sy mifaly amin'ny tandrifiny. aivetinakely
123 19/04/09 Mora ny manoro hevitra soloy, fa rehefa mby ankoditra mangovitra ihany. aivetinakely
122 21/04/09 Toy ny famaky mijinja hazo: ka ny ahy momba ny azy niryna
121 25/04/09 Mafy orina tahaka ny vatolampy ny fitiavana, ka tsy azo hozongozonina. aivetinakely
First  < 8 9 10 11 12 >  Last