Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -16 - 3 amin'ny 3| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 3 | 06/12/05 | Rafotsibe very laona ka miandry izay higadonany | ela |
| 2 | 21/10/08 | Ny tenan-tsika moa dia andevolahy manan'omby ka na ny tena aza an'olona, ny adidiny tena vibiny, ny asa aman-draharaha sakelehina, ny any fanjakana loloavina | RTsongy |
| 1 | 11/11/08 | Sarotiavina toa tain-delo | Riella |