Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -16 - 3 amin'ny 3| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 3 | 19/09/05 | Adin'ombalahin'ny mpianakavy, ny resy tsy akoraina ny mandresy tsy hobiana. | jentilisa |
| 2 | 02/09/10 | Ombalahy resy an'ady ka mifiaka ny atsoro maina. | soanja |
| 1 | 02/09/10 | Very amin'ny adin'angely ny adin'ombalahy. | soanja |