Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -15 - 4 amin'ny 4| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 4 | 28/09/05 | Ny saonjo iray lohasaha tsy ilaozan'izay iray hamarara | JMR |
| 3 | 07/12/07 | Saonjo iray lohasaha, tsy ilaozan'izay hamarara. | aivetinakely |
| 2 | 29/01/09 | Aza manao fanirin-tsaonjo ka ny mamelana indray no lazaina ho mandoza. | aivetinakely |
| 1 | 04/10/10 | Tafok'oro-dambo nambolian-tsaogno; hila lahateo raha tsy hanjary. (Ohabolana BETSIMISARAKA) | soanja |