• Serasera
  • Namana
  • Tononkira
  • Tononkalo
  • Radiovazogasy
  • Antsary
  • Bizna

Fanoroam-pejy

  • Fandraisana
  • Handray email
  • Amin'ny takelakao
  • Fanoroana
  • Soso-kevitra
  • Fanazavana kely
  • Fidirana

Ohabolana

  • Hampiditra ohabolana
  • Lisitry ny ohabolana
  • Lisitry ny sokajy

Lisitry ny ohabolana

Search ohabolana
Mampiseho ny 64 - 83 amin'ny 83
# Ohabolana Nampiditra
83 Arivo teny fa izay ihany no marina ftma
82 Ny teny toa ny ketsa ka izay mahalana sosohana ftma
81 ny teny malemy mahamora harena. ftma
80 Ny teny toy ny atody, raha foy manan'elatra hery
79 Teny maro tsy ilaozan'ota jentilisa
78 Vava soa sakafo jentilisa
77 Ny teny marina ohatra ny fia-pary ka na lava aza tsy lany hamamiana. ftma
76 toy ny trano vaky vovonana ka mitondra teny mivoaka. ftma
75 Ny teny toa ny nofon-kena, ka raha roritina tonga hozatra. ftma
74 Manandrifindrify tahaka ny tenin'adala jentilisa
73 Ny tenin'ny mpisampina tsy inoan'ny mpisikina; ny tenin'ny mpijery tsy inoan'ny mpanao; ary ny tenin'ny kamo tsy inoan'ny mazoto. jentilisa
72 Tsy mety ny mitsako alohan'ny vazana, na kely mialoha andriana tahaka ny tehina jentilisa
71 mitompo teny fatratra toy ny antsikely be zarana jentilisa
70 volana imaso tsy mba kilema jentilisa
69 Ny teny toy ny atody, raha foy manana elatra JMR
68 Aza manao kobaka am-bava, volana an-tenda ka hatreo no ho miakatra ihany hery
67 Ny teny imaso tsy mba kilema hery
66 Ny teny toy ny ketsa ka izay mahalana sosohana hery
65 Ny teny toy ny ombimanga anaty vero, ka raha pizina latsaka an-kady hery
64 Ny teny toy ny tory hisatra ka tsy ilaozan'ny manjilatra hery
 1 2 3 >  Last
Concept and Design © Serasera.org: Eugene Hery  RSS
Tel +39 338 744 2412 (Italie)
Page rendered in 0.0947 seconds