• Serasera
  • Namana
  • Tononkira
  • Tononkalo
  • Radiovazogasy
  • Antsary
  • Bizna

Fanoroam-pejy

  • Fandraisana
  • Handray email
  • Amin'ny takelakao
  • Fanoroana
  • Soso-kevitra
  • Fanazavana kely
  • Fidirana

Ohabolana

  • Hampiditra ohabolana
  • Lisitry ny ohabolana
  • Lisitry ny sokajy

Lisitry ny ohabolana

Search ohabolana
Mampiseho ny 39 - 58 amin'ny 58
# Ohabolana Nampiditra
58 Mitana ny efa, toy ny mpanjaitra tsy mahay latina
57 Mandia tany naleha hoatra ny fanoron'ny tsy mahay latina
56 amalon'Imoriandro aho, ka tsy hain-jaza tsy haim-behivavy latina
55 Didian-tsy ary somàka; faritana tsy ary voatana (na tsy mitovy) latina
54 Ataonao ho katsaka ve aho ka hiteraka an-tehezana? latina
53 toy ny tsy mahatafy tena: ny tena mba te-hitafy ihany, fa ny sain-kanao no tsy misy latina
52 Miady lalana imaso toy ny rarin'ny mpianatra latina
51 matokin-damba vinidy, ka mivaro-damba natao latina
50 Fatra-pitady ny tsy hita, ka manary ny hita maso latina
49 Fatra-pitady ny hofany, ka manary ny tenany be latina
48 fatra-pitady fitia mba hanampy, ka manary ny mby an-koditra latina
47 hafahafa fitia sifotra, ka ny taviny no ariana latina
46 hafahafa toa sifotra, ka ny tamenany indray no ariana latina
45 Aza mitondra hodi-nato miantsinanana latina
44 aza mitarika hazo an-tendrony latina
43 aza manaraina misy vary latina
42 aza mandrefy hazo mitsangana latina
41 akoho nikotrika atodim-borona, ka mionfo-bolo amin'ny tsy ho an'ny tena latina
40 manakodi-by, mahandro fanjaitra: voky ihany fa manevitevika latina
39 valam-parihy tsara hatsaka, ka na ny kely aza mitety tor-kovitra ihany. latina
 1 2 3 > 
Concept and Design © Serasera.org: Eugene Hery  RSS
Tel +39 338 744 2412 (Italie)
Page rendered in 0.0657 seconds