Lisitry ny ohabolana

Search ohabolana
Mampiseho ny 1 - 20 amin'ny 20
# Daty Ohabolana Nampiditra
20 20/09/05 Aza mivarotra saka be loha jentilisa
19 20/09/05 angady ondry sy reniakoho, izay mananda no resy jentilisa
18 20/09/05 Mpivaro-drano tratr'orana ka voan'ny asa fanaony jentilisa
17 29/09/05 varotra an-takoboka toy ny varo-boanatsindrana jentilisa
16 29/09/05 Mamitaka ny mividy omby anaty ambiaty. jentilisa
15 29/09/05 Ankifonofono toy ny varo-katsaka amam-bolony. jentilisa
14 30/09/05 Varotra amponga an-tanana; sady mahare ny feony no mahalany ny vidiny. jentilisa
13 01/10/05 Fatra-pandefitra toy ny mpivaro-tantely, ny tompony indray no milela-tanana jentilisa
12 10/10/05 Aza mivarotra saka beloha mandrindra
11 10/10/05 Varotra tsy raikitra tsy maharatsy fihavanana mandrindra
10 10/10/05 Vidin-tsy azo, alaina mora foana mandrindra
9 25/03/07 Varotra alika tsy ifanerena. lanto
8 07/12/07 Ny varotra tsy raikitra tsy maharatsy fihavanana. aivetinakely
7 17/12/07 Varotr'ombin'ny mananontena ka raikitra vao tora-kovitra. sylvoalias
6 18/03/09 Kely mivaro-tena sady donto no fetsy. ZEMJOS
5 25/04/09 Varotry ny mananon-tena, raikitra vao tera-kovitra. aivetinakely
4 02/05/09 Aza atao varo-boba, fa ny hasiny tsy azo amidy. aivetinakely
3 04/08/09 Varotry ny boka, manintona saingy manalasala. aivetinakely
2 08/10/10 "Ny voanjo ambolena misy an-toriny, ny landy aira misy an'isany, ny vary jinjaina misy amboarany, ny hisatra fehezina misy an-dambany, ny voasary voasana misy hasiny, ny akondro iray reny misy ankolafiny, ary ny savony amidy misy antsipirihany." Hainteny momban'ny varotra na fifandaminana. Ampiasaina matetika amin'ny kabary fangataham-bady. soanja
1 01/01/70