• Serasera
  • Namana
  • Tononkira
  • Tononkalo
  • Radiovazogasy
  • Antsary
  • Bizna

Fanoroam-pejy

  • Fandraisana
  • Handray email
  • Amin'ny takelakao
  • Fanoroana
  • Soso-kevitra
  • Fanazavana kely
  • Fidirana

Ohabolana

  • Hampiditra ohabolana
  • Lisitry ny ohabolana
  • Lisitry ny sokajy

Lisitry ny ohabolana

Search ohabolana
Mampiseho ny -7 - 12 amin'ny 12
# Ohabolana Nampiditra
12 Ory ampiana toa vehivavy rafy jentilisa
11 Ny vehivavy tsy mba very mandeha. aivetinakely
10 Vehivavy tsara, tsy very mandeha. aivetinakely
9 Izay manabe lehilahy, mitaiza olona iray, izay mampianatra vehivavy, manabe vahoaka alin-kisa. aivetinakely
8 Tsy very mandeha tahaka ny vehivavy tsara tarehy aivetinakely
7 Siakam-behivavy ka manafina ny tsy misy ao antrano. aivetinakely
6 Vehivavy tsara bika, ka miherika manaraka aloka. aivetinakely
5 Tovovavy miteraka tsy am-panambadiana, mitombo isa vao mihem-bidy. aivetinakely
4 Mora lasa vinany tahaka ny vehivavy, miantsampy hazo tsy fantatra no iafaràny. aivetinakely
3 Aza mba mora azo tahaka ny vehivavy diso fanantenàna. aivetinakely
2 Vehivavy tsara ofana ka miomàna ianao mifanehatra aminy. aivetinakely
1 Aza mampalahelo vehivavy, fa Andriamanitra no miady ho azy. aivetinakely
Concept and Design © Serasera.org: Eugene Hery  RSS
Tel +39 338 744 2412 (Italie)
Page rendered in 0.2488 seconds