Ohabolana nampidirin'i Ambininjanahary
Mampiseho ny -17 - 2 amin'ny 2| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 2 | 14/09/07 | - Tarôndro nidiavintsarety zegny, maso fo miboliaka fa fô tsy mazava - Matsabory misy tatamo è, madio fa tsy mazava è! | Ambininjanahary |
| 1 | 14/09/07 | Vady tiana zegny mitombo tarehy | Ambininjanahary |