Ohabolana nampidirin'i Falitiana2005
Mampiseho ny -15 - 4 amin'ny 4| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 4 | 24/11/05 | ohatran'ny saobakaka anaty sinibe, ny tetik'ady betsaka fa ny oza-pe no tsy ampy | Falitiana2005 |
| 3 | 23/11/05 | Sola manasa tarehy ka vita tsy nahy hatramin'ny loha | Falitiana2005 |
| 2 | 23/11/05 | Banga mihomehy ka hita hatramin'ny havokavony | Falitiana2005 |
| 1 | 23/11/05 | Manakivy tena ohatran'ny antitra mijery kibon-dranjo | Falitiana2005 |