Ohabolana nampidirin'i ZEMJOS
Mampiseho ny -13 - 6 amin'ny 6| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 6 | 18/03/09 | Kely mivaro-tena sady donto no fetsy. | ZEMJOS |
| 5 | 18/03/09 | Belamaody tsy ampy sakafo ka aleo miakanjo toy izay noana. | ZEMJOS |
| 4 | 18/03/09 | Mpikarajia tsy mahay azerty vola lany raha tadiavina tsy hita. | ZEMJOS |
| 3 | 16/03/09 | ZEMJOS | |
| 2 | 16/03/09 | Aza midongy sehatra toy ilay ratsy feo mihira, fa na mamalana aza misy mitehaka. | ZEMJOS |
| 1 | 16/03/09 | Tsy lahatra akory ny habadoana fa ny loha tsy atao fitoera-tsakotra fotsiny. | ZEMJOS |