Ohabolana nampidirin'i chipie1
Mampiseho ny -9 - 10 amin'ny 10| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 10 | 14/09/05 | ny marina miraviravy tsy maharesy ny lainga tsara fototra | chipie1 |
| 9 | 14/09/05 | ny firaisana no hery | chipie1 |
| 8 | 14/09/05 | toy ny vay ankandrina ka sady marary no mahamenatra | chipie1 |
| 7 | 14/09/05 | Ny soa atao levenambola fa ny ratsy atao loza mihantona | chipie1 |
| 6 | 14/09/05 | ny tody tsy misy fa ny hatao no miverina | chipie1 |
| 5 | 14/09/05 | ny vady jerijery | chipie1 |
| 4 | 14/09/05 | raha tiana hono ny vady dia ny rafozana no tsinjovina mandeha | chipie1 |
| 3 | 14/09/05 | toy ny lamban'akoho ny fitiavambady | chipie1 |
| 2 | 15/09/05 | olombelona tsy akoho | chipie1 |
| 1 | 15/09/05 | ny vola no hozatry ny fiainana | chipie1 |