Ohabolana nampidirin'i rafozanasket
Mampiseho ny -13 - 6 amin'ny 6| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 6 | 08/03/06 | Aiza izy zany toa bé volombolony tsy hitako akory ny ateviny molony | rafozanasket |
| 5 | 08/03/06 | Ny lainga toy ny salaka ka ny tompony ihny no afatony | rafozanasket |
| 4 | 08/03/06 | Toiny valalan'alika ka ny tompony aza tsy tia | rafozanasket |
| 3 | 08/03/06 | Kapok'alikany be lamosina indray mifoaka ny tongony sy ny lohany | rafozanasket |
| 2 | 08/03/06 | Sola niaraka ihany rasta ve vao ifanary | rafozanasket |
| 1 | 08/03/06 | Zay mangina volamena fa izay mitabataba varahina | rafozanasket |