Ohabolana nampidirin'i raniry
Mampiseho ny -16 - 3 amin'ny 3| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 3 | 30/08/06 | sasatry ny miaina ka eny am-baravaran'ny mpamosavy no manao sikidy | raniry |
| 2 | 30/08/06 | manalasala ohatry ny vozon'akoho tanora, atao nofony toa taolana, atao taolana toa nofony | raniry |
| 1 | 30/08/06 | manalasala ohatry ny angidina, ato mahia be tratra, atao matavy kely rambo | raniry |