Zaza no tsy hilalao mandihiza ho tanora.
Tanora no tsy handihy mitafĂ  ho lehibe.
Lehibe tsy hiresaka midira ho antitra.
Antitra tsy hitso-drano, mitahian-ko razana, fa raha razana tsy hitahy mifohaza hiady vomanga

Nampidirin'i : jentilisa

Hametraka hevitra

Midira aloha