Raha vinanto tsara fividy ka mitondra ny matimperiny ary mivimbina ny avany dia tsy mba vinanto fa isan-janaka indrindra
Sokajy: vinanto
zndriana 23/10/2006 15:22

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

zndriana ( 23/10/2006 15:26)
matimperiny: roto-ken'omby na totokena amintsika ankehitriny, tena matsiro;
avany: ilan-kisoa efa ialàn-dohany sy tongony, tena matsiro
Izany hoe, ny vinanto tena mahakarakara dia mihoatra ny zanaka nateraka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0517