maromaroa ny fiteraka, fa tsy ilaozan'izay ho tsara

Nampidirin'i : latina

Hevitra mandeha

latina (09/02/2007 13:51:33)

Ny taham-pahafatesan'ny zaza malagasy taloha dia avo dia avo, nanoloana izany toe-javatra izany dia niezaka niteraka maro ny ray aman-dreny, ka raha misy ny maty, dia tsy maintsy misy ireo hahatohitra ny aretina maro samy hafa ary ho velona.
Ny dikany iray koa anefa dia, azo atao ara-bakiteny hoe raha maro ny zanaka ateraka dia mety misy vitsivitsy amin'ireo no ho tafita ka hianteheran'ny ray amandreny rahatr'izay tonga ny fahanterany.

Hametraka hevitra

Midira aloha