Aza malahelo maty voalavo, fa ny any an-tsaha mbola be ny ho avy.
Sokajy: voalavo
aivetinakely 16/05/2007 10:37

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

sylvoalias ( 24/12/2007 11:58)
Ny tena marina dia ity:" Aza malahelo maty voalavo fa ny any an-tsaha mbola hiakatra!!"
Izany hoe Tokony kitraka lava isika ka tsy ho kivikivy mora foana amin'izay mahory rehetra,...Kilongalahy potraka hoe koa mitsangana fa mbola be ny ho avy, satria soa ho lavo hahay mamindra ary soa ho kenda hahay mitsako".Ny fiainana dia tsy valala ka tsy indroa mandry ambavahady fa kosa kodiaran-tsarety adroany ianao ambany rahampitso kosa ambony,ary ny tody dia tsy misy fa ny atao ihany no miverina,ary tapody fohy ny fiainana ka anio ianao mifaly rahampitso mety hitomany...aza mora kivy @ onja sy setrin'nytany...fa karohy lalandava ny fa misy foana ny vahaolana tandrify ny olana tsirairay...etc...
Aza kivy ary e,de mahereza... Hmm???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0919