aza jamba amin'ny fitiavana fotsiny tahaka ny biby mahita sakafo

Nampidirin'i : voniala

Hevitra mandeha

voniala (05/10/2007 08:53:18)

misy @tsika olombelona rehefa mitia de ampy fotsiny @ilay hoe fitiavana fa tsy mba miezaka mitady izay mba fototry ny fitiavana,hany tonga matetika ny fisarahana sy ny adiady.tokny hifankalala tsara ny mpifankatia na dia efa miaraka aza.

Hametraka hevitra

Midira aloha