Ohabolana nofidina
Lehilahy tia mampirafy, tsy hendry raha tsy lany harena.
Nampidirin'i : aivetinakely
Hevitra mandeha
rhina (07/09/2009 15:52:41)
mis ary maprafy foana na mahantra ary d inona zany no arenany mety ho lany ???
rhina (07/09/2009 15:52:27)
mis ary maprafy foana na mahantra ary d inona zany no arenany mety ho lany ???
kloonga (16/08/2009 12:33:02)
endrika01 (13/08/2009 18:19:09)
Mahalasa eritreritra tokoa an!
endrika01 (13/08/2009 18:09:44)
Mahalasa eritreritra tokoa an!