Ohabolana nofidina

Aleo mifanena amin'ny mpamosavy, toy izay mifanena amin'ny mpandainga

Nampidirin'i : tianarivo

Hevitra mandeha

sylvoalias (10/10/2009 19:40:31)

Sitraka tokoa lereto ny hanaiky ity ohaboalna iray ity.Nefa toa tsy manaiky ny hevitro ka de indro kely hoy ny mpandrafitra!:
Tsy mbola nifanena t@ mpamosavy aho ary tsy tsy te hifanena aminy @ ho avy,satria araka ny lovan-tsofina dia toa hoe nitondra faisana daholo izay nifanena tamin'izy ireo , ary nataony nihinana ny tsy,izay nilaza ary ho maitre DJ.,raha izay lainga ve zakaiko ihany ,fa kosa velona ny aiko,...
Ianao izay te hifanena @ mpamosavy dia asanao, tsy idirako... Le "ambany rika" hatao soavaly! tsy aty lala!

sylvoalias (10/10/2009 19:31:38)

Sitraka toko lereto ny hanaiky ity ohaboalna iray ity.
Tsy mbola nifanena t@ mpamosavy aho ary tsy tsy te hifanena aminy @ ho avy,satria toa hoe nitondra faisana daholo izay nifanena tamin'izy ireo , ary nataony nihinana ny tsy,izay nilaza ary ho maitre DJ.,raha izay lainga ve zakaiko ihany ,fa kosa velona ny aiko,...
Ianao izay mifanena @ mpamosavy dia asanao, tsy idirako... Le "ambany rika" hatao soavaly! tsy aty lala!

Hametraka hevitra

Midira aloha