Raharahan'Imantasoa: ny miera mandoa venty; ny mandeha fotsiny maty loso.

Hevitra mandeha

soanja (26/09/2010 20:53:21)

Toa Mantasoa no nisy ny fanaovan-taozavatr'i Jean Laborde; ka tamin'ny andron'i Ranavalaona I dia ny kristianina izay tratra sy ny andevo maro na nampijaliana nanao asa fanompoana tao.

Hametraka hevitra

Midira aloha