Soso-kevitra

Raha toa misy soso-kevitra tianao omena mikasika ny takelaka dia apetraho eto ambany.

Hametraka soso-kevitra

Apetraho ny adiresy sy ny anarana raha mila valiny maika.

Commentaires :

1. thiebaud

tsara tokoa ny teny malagasy,bravao!!!
(27/11/2009 18:57:01)

2. soso

samy malagasy antsika ka aza mifampialona
(17/12/2009 07:03:53)

3. raad

mahakasikailay ohabolana Malagasy, tsara kokoa raha mba hasiana fanazavana miaraka aminy, na rohy ahafahana mamantatra izay hevitry ilay ohabolana
(08/01/2010 07:06:19)

4. Mamy

Misaotra anareo izay namorona ity site ity fa tena faly ty tenako ary ohabolana ao reny tena tiako bibike aby, ary nampidiriko any @ facebook,
Merci.
(10/01/2010 18:26:31)

5. Ntaolo Zafiny

FOMBA FANORATANA NY TENY MALAGASY
Be diso be ny fanoratra ny teny malagasy, indrindra ny ao amin'ny ohabolana. Ho fanavahana tsara ireo teny misy h na kentsona dia atao verindroa izy mba hahalalana ny tena fototeny, koa raha hafahafa sy mavebesatra dia tsy mety izy izay ka mila jerena sy hamarinina tsara :
ohatra:
horona: horonkorona
oroka: orokoroka (fa tsy horohoroka)

(29/01/2010 18:15:07)

6. natoa

misy rubrique manokana ohabolana koa ali tsik tsik.com raha mahaliana antsika. Site azo lazaina vaovao izy io fa tsara be
(01/04/2010 08:53:27)

Ajouter un commentaire







[*] Réquis