Ohabolana hapetraka amin'ny takelakao
Azonao atao ny mampiditra ohabolana ao amin'ny takelakao. Ireto ambany ireto ny zavatra azonao atao amin'izany. Ny fomba hafa (Javascript) dia mbola haseho tsikelikely eto ihany.
Fampiasana ny fahana RSS
Ny ohabolana.org dia mamoaka fahana RSS karazany telo
- Fahana RSS Ohabolana farany:
http://ohabolana.org/ohabolana/rss
Io dia miova isaky ny 15 minitra. - Fahana RSS Ohabolana notsongaina:
http://ohabolana.org/ohabolana/rss/random
Io koa dia miova isaky ny 15 minitra. - Fahana RSS Ohabolana isanandro:
http://ohabolana.org/ohabolana/rss/daily
Ito kosa mazava ho azy dia miova isan'andro
Fampiasana ny Javascript
Ho vita tsy ho ela
Fampiasana ny REST
Ho vita tsy ho ela
Commentaires :
1. Kdaombaramita
Tsy mahalala ny tata-body ka mifitra amin'ny antsy maranitra
(08/12/2009 11:40:59)