Lany hena alohan'ny olona ka ny nify no aolanolana

Nampidirin'i : ftma
Sokajy :
hena, Sokajy rehetra,

Hevitra mandeha

audoo (30/05/2006 09:23:50)

Aody ry miakandrefam-baravarana. Ny lany hena alohan'ny olona dia : Fahiny raha manao fanasana ny ao an-drova, dia tetehina ho maty isa ny didi-kena. Mety ho telo na dimy ny anjaran'ny olona iray. Tsy fanao mantsy hono ny manome isa tsy ankasa. Mbola hitohy...

Hametraka hevitra

Midira aloha