Ny tena mahavariana ahy dia manana ohabolana forinana ny olona amin'izao fotoana izao saingy ny mampalahelo dia feno resaka maloto na azo lazaina fa mirefarefa ny ankamaroany. Tsy tsikaritrareo ve izany? Raha mba ampiasaintsika amin'ny fanatsarana ny kolotsaintsika ny teny malagasy dia tretrika isika!
hery (
15/09/2010 14:33)
Hmm, tsy voasivana dia niseho tany amin'ny chat
jentilisa (
21/09/2005 06:42)
Fa tsy foroporonina fotsiny ve itony ohabolana itony e?
Hevitra mandeha