Alasora dia fiandoan'ny fanjakana Malagasy, koa mba hanaratsiana azy rehefa nisy nanao ratsy dia natao ho azy rehetra izany, mba hanasorapotaka azy.
Ny olona tao Alasora fahiny dia azo lazaina fa tena kitana fitarik'andro teo amin'ny fitondrana ny firenena teto Madagasika fahiny.
Hevitra mandeha