saobakaka mihanika vatolampy ka ny faniriana betsaka fa ny hozam-pe no tsy ampy
kabarih 21/09/2005 15:46

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

kabarih ( 21/09/2005 15:49)
ho entina hilazana zavatra tiana hatao na tiana ho tanterahina nefa tsy afaka nohon'ny antony isan-karazany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1738