Vady vao nakatra haligny, vognonko hagnano
salim 22/10/2005 19:17

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

Lalakely ( 23/10/2005 14:18)
fomba roa no mety hanazavana io ohabolana io: voalohany amin'ny maha ohabolanì'ny Ntaolo azy dia ao ilay hevitry ny fanajana ny aina sy ny fanohizana azy. "mamy ny aina" sy ny hoe "ny hanam-badian-kiterahana".matoa manaiky hakarina ny vehivavy iray dia vonona hanome ireo hery roa ireo. hanohy ny aina sy hankamamy ny fiainana.
fa fijery hafa koa ankehitriny , efa tena lasa mahazatra loatra ny resaka "sexe" hany ka toa tsy misy antony hafa. mafy kokoa ny dikan'ilay hoe "vognoko hagnano" eto. asa, anjarantsika ny mandinika sy mieritreritra fa ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0964