Aza manao fitiavana toy ny an'ny havana fa hena-maso no be diabe

Nampidirin'i : Maheriloha

Hevitra mandeha

Maheriloha (07/01/2006 12:50:19)

izany hoe ny fitiavan aavy amin' ny havana dia henatra ny manodidina fotsiny no hanaovany soa ano

Hametraka hevitra

Midira aloha