Ampidiro aloha ny tenimiafina
Boka mikavina, tsy haingo fa fitehirizan-karena.
Boka mangala-pary : ny fary tsy azo, fa ny tanana feno lay.
Boka mangala-boatavo, ka mifampitolona samy malama.
natix007 28/02/2006 04:58