ny manambady ny masiaka, mitahiry varatra an-trano ary ny manabady ny kamo, mitahiry faty tsy maimbo
antsiry 13/05/2006 09:36

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

antsiry ( 13/05/2006 09:48)
milaza ny haratsian'ny fahakamoana miseho amin'ny endriny rehetra indrindra fa ao an-tokantrano,ilaina ny fiarahamiasan'ny mpivady raha tsy izany vesatra ho an'ny iray
Ary ny hakamoana hono dia fototry ny fahotana rehetra ka eto dia mety hiteraka tsy fifanarahana amin'ny mpivady(hatezerana,lonilony,....fisarahana mihitsy aza ) satria ny __faty__ dia any ampasana no fitoerany.
Ny momba ny hoe manambady ny __masiaka__ dia mazava fa tsy dia ilaina fanazavana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1893