Ny tarehy no ratsy ka ny volo no aolankolana.

Nampidirin'i : mikavao

Hevitra mandeha

mikavao (20/09/2006 15:05:58)

Misy vehivavy mahay manakontakona na manafina ny haratsian-tarehiny amin'ny fahaizana mampiasa taovolo miavaka.
Itony angaha ilay antsoina ankehitriny hoe mahay miala sirika?

Hametraka hevitra

Midira aloha